formation informatique

Hot course
Instructeur
Marcalliance
0
0 revue

Formation création site web

WordPress dia rindrambaiko (CMS – Content Management System) maimaim-poana ahafahanao manangana sy mitantana tranonkala tsy mila fahaiza-manao amin’ny kaody (code).
photo-1461749280684-dccba630e2f6
  • Description
  • Curriculum
  • Notice
  • Examens

Inona no atao hoe WordPress?

WordPress dia rindrambaiko (CMS – Content Management System) maimaim-poana ahafahanao manangana sy mitantana tranonkala tsy mila fahaiza-manao amin’ny kaody (code).

🟢 Mora ianarana
🟢 Tsy mila programmation (fa azo ampiarahana raha te hanitatra)
🟢 Ampiasain’ny ankamaroan’ny tranonkala eran-tany


🎯 Tanjon’ny formation WordPress

  • Mahay manangana tranonkala amin’ny WordPress

  • Mahafantatra ny rafitra sy fitaovana ampiasaina

  • Mahay mampiditra pejy, sary, lahatsoratra, vokatra

  • Mahavita site vitrine, blog, na e-commerce (WooCommerce)


📚 Fandaharam-pianarana WordPress (Plan de cours)

🔰 1. Fampidirana amin’ny WordPress

  • Inona ny CMS? Nahoana no WordPress?

  • Fahasamihafana: WordPress.com vs WordPress.org

  • Fitaovana ilaina: domain name, hébergement, navigateur


💻 2. Fametrahana WordPress

  • Fomba 2:

    • ✅ Automatique: amin’ny alalan’ny cPanel (Softaculous)

    • ✅ Localhost: mampiasa XAMPP / Local by Flywheel (tsy mila internet)


🏗️ 3. Fampahafantarana ny interface

  • Dashboard (tableau de bord)

  • Posts vs Pages

  • Media, Themes, Plugins, Users, Settings


🎨 4. Fampiasana Thèmes (endrika tranonkala)

  • Mametraka sy mampifanaraka thème

  • Elementor / Block Editor (Gutenberg)

  • Templates: mora amin’ny fananganana pejy


🧩 5. Plugins

  • Inona no atao hoe plugin?

  • Plugins ilaina:

    • Elementor (fanamboarana pejy mora)

    • Yoast SEO (fanatsarana amin’ny Google)

    • WooCommerce (fivarotana an-tserasera)

    • Contact Form 7 (formulaire fifandraisana)

    • WPForms, UpdraftPlus, sns.


📄 6. Fananganana pejy sy votoaty

  • Pejy: Home, About, Services, Contact

  • Lahatsoratra (blog)

  • Menu sy footer

  • Sitemap (sarintany anatiny)


🛒 7. WooCommerce (fivarotana en ligne)

  • Mametraka WooCommerce

  • Mamorona vokatra (Product)

  • Fandoavana (paiement) – Mvola / PayPal / CB

  • Fitantanana kaomandy sy mpanjifa


🔐 8. Fiantohana sy Fampisehoana

  • Fampiasa SSL (https), backup, protection

  • Fampandehanana caching sy optimisation

  • Fanaraha-maso ny fidirana sy ny haingana (performance)

Starting Course